10 andro nodiaviko taorina Embryon transfer

 Anio 21 jolay 2015
Salama e!
Androny dia faha-11 androny ny nanaovana anilay embryon tranfer tato amiko. Ka rampitso 22 Jolay no hanaovana ny test de grossesse volohany.
Androany aho dia hiresaka amina oe ina dahalo ny zavatra niseho tao anatiny zay 11 andro izay sy inona fanafody nohaniko. Ny rehetra ho zaraiko dia experienceko manoka fa tsy oe tsy mitovy amiko ny anao dia ho kivy enao samy manana fisehony hono ny rehetra.
Andro voahany :12 Jolay 2016 :Embryon tranfer
 – Fanafody : Progynova in-telo isan’andro
                 utrogenena : 2 mariana,2 atoandro 2 hariva
                 Folic- acid :1 isan’andro
Ora fanafody : 8 ora maraina, 1 ora ataondro, 8 ora hariva
Ny tranga ny andro io : naharariray teo amin’ny kiboko, toa valaka zany lamoso.
Andro faha-2 :13 Jolay 2016 
 – Fanafody : Progynova in-telo isan’andro
                 utrogestan : 2 mariana,2 atoandro 2 hariva
                 Folic- acid :1 isan’andro
Ora fanafody : 8 ora maraina, 1 ora ataondro, 8 ora hariva
Ny tranga ny andro io :  naharariray teo amin’ny kiboko, toa valaka zany lamoso,lasa henjana nonoko
Andro faha-3 :14Jolay 2016 
 – Fanafody : Progynova :in-telo isan’andro
                 utrogestan: 2 mariana,2 atoandro 2 hariva
                    Folic- acid :1 isan’andro
Ora fanafody : 8 ora maraina, 1 ora ataondro, 8 ora hariva
Ny tranga ny andro io :  naharariray teo amin’ny kiboko, toa valaka zany lamoso,lasa henjana nonoko ,hotrany nisy tazo kely zay aho,mety mandalo fotsiny
Andro faha-4 :15 Jolay 2016 
 – Fanafody : Progynova in-telo isan’andro
                 utrogestan : 2 mariana,2 atoandro 2 hariva
                  Folic- acid :1 isan’andro
Ora fanafody : 8 ora maraina, 1 ora ataondro, 8 ora hariva
Ny tranga ny andro io :  mbola mitohy henjana nonoko ,nahary ndray lohako
Andro faha-5 :16 Jolay 2016 
 – Fanafody : Progynova in-telo isan’andro
                 utrogestan : 2 mariana,2 atoandro 2 hariva
                  Folic- acid :1 isan’andro
Ora fanafody : 8 ora maraina, 1 ora ataondro, 8 ora hariva
Ny tranga ny andro io : tena hotra tsisy inona fa niverina normal zay aho ,nonoko mbola maharary ihany fa lasa nihena.
Andro faha-6 :17 Jolay 2016 
 – Fanafody : Progynova in-telo isan’andro
                 utrogestan : 2 mariana,2 atoandro 2 hariva
                 Folic- acid :1 isan’andro
Ora fanafody : 8 ora maraina, 1 ora ataondro, 8 ora hariva
Ny tranga ny andro io : lasa nihena nonoko, sady tena tsisy ina koa fa de niverina normal zany vatako
Andro faha-7 :18 Jolay 2016 
 – Fanafody : Progynova in-telo isan’andro
                 utrogestan : 2 mariana,2 atoandro 2 hariva
                    Folic- acid :1 isan’andro
Ora fanafody : 8 ora maraina, 1 ora ataondro, 8 ora hariva
Ny tranga ny andro io :  normal aho tsis inona  lasa manotany tena mbola ao ve lay izy e?
Andro faha-8 :19 Jolay 2016 
 – Fanafody : Progynova in-telo isan’andro
                 utrogestan : 2 mariana,2 atoandro 2 hariva
Ora fanafody : 8 ora maraina, 1 ora ataondro, 8 ora hariva
Ny tranga ny andro io :  normal zany vatko fa sainy misy fotona hotrany oe ho regle teom-batako lasa makany wc fona mijery oe sao regle fa tsisy inona.
Andro faha-19 :20 Jolay 2016 (date tokony haha-regle ahy)
 – Fanafody : Progynova in-telo isan’andro
                 utrogestan : 2 mariana,2 atoandro 2 hariva
                  Folic- acid :1 isan’andro
Ora fanafody : 8 ora maraina, 1 ora ataondro, 8 ora hariva
Ny tranga ny andro io :  normal zany vatako fa sainy misy fotona hotrany oe ho regle teom-batako lasa makany wc fona mijery oe sao regle fa tsisy inona.
Andro faha-10 :21 Jolay 2016  
 – Fanafody : Progynova in-telo isan’andro
                 utrogestan : 2 mariana,2 atoandro 2 hariva
                  Folic- acid :1 isan’andro
Ora fanafody : 8 ora maraina, 1 ora ataondro, 8 ora hariva
Ny tranga ny andro io :  normal zany vatako . Tsisy inona hafa mba miseho dia tsy hay fambara tsara ve zany sa ina dikany
Andro faha-11 :22 Jolay 2016 : TEST DE GROSSESSE (Rahampitso io)
Andriamanitra Ray mahalala ny mahasoa anay.
                Reo tranga sy fanafody haniko hatreto, mahagaga ahy dia tsy misy signe zany nanomboka ny teo lay andro faha-5 toa lasa tsy misy hararirary kibo, satria zaho zany mihevitra oe refa mahariray kibo zany dia mety ao lay izy ( eritreitra adala zany). Akotrizay aloha izaho tena tsy mba atoko be lotra amin’io eritreitrako fa zay miseho dia atrehina, manorona zavtra hato fona aho fa hoe dia hieritreitra be lotra zany dia ialako lavitra.
Reo fanafody haniko
Marihiko hatrany fa io dia ny ahy manokany, tsy hitovy mihitsiny ny vatany tsirairay,fa samy manana ny azy, mizara ny ahy fotsiny no ataoko.
Misaotra anao namaky hatrany e.
Veloma.
Valisoa
Advertisements

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s