Ny azo atao sy ny tsia aorina ET

Zoma 15 jolay 2016
Salama.
Niverina sahady aho,aleo mako lazaiko aminareo mialohany ny tohiny ilay tantara.
Andao resahina volohany ny hafatrany ny dokotera amin’ilay azo atao sy tsy azo atao.
Ny tsia azo atao :
nanamafy tamiko ilay mpitsambo mpanampy fa tsy azoko ataony ny
– manao piscina (milomano)
-sauna ( zaho ary tsy mpanao sauna mdr be koa zany)
-milona anaty rano mafana (bath)
-manao mafana be amin’ny alany ny entona.
-manandino ny fanafody ampiasaina, arahina antsakany sy andavany daholo ny rehetra
-ary tsy hadinoina ny mihinana folic acid fa manmpy ami’ny fitombony hazodamosiny ny zaza.
Ireo ihany no tena nafarany taminay fa tsy tokony hatao
Ny azo atao : tsy dia misy oe tsy azo atao lotra akotrizareo voafaritra ambony io hozy izy, fa mahasarobidy ny zavatra natao dia mila mba mitandrina ihany. Afaka miverina amin’ny fiafinana isan’andro hozy izy, toy olona mitsaika rehetra.
ity no Folic haniko, efa hatrany nanombohan FIV no ihinanako 1 isandro anity.
Reo ihany no hafatra azo avy tamin’ny mpitsambo mpanampy aloha,fa hoahy manokana dia aleoko alana miandana ity tantara ity mba hampitombo kokoa ny vitana hipetrahan’ilay zaza.
Misaotra anao namaky hatrany e.
Advertisements

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s