10 andro nodiaviko taorina Embryon transfer

 Anio 21 jolay 2015 Salama e! Androny dia faha-11 androny ny nanaovana anilay embryon tranfer tato amiko. Ka rampitso 22 Jolay no hanaovana ny test de grossesse volohany. Androany aho dia hiresaka amina oe ina dahalo ny zavatra niseho tao anatiny zay 11 andro izay sy inona fanafody nohaniko. Ny rehetra ho zaraiko dia experienceko … More 10 andro nodiaviko taorina Embryon transfer

Egg Collection : Finjinjana ny atody

Alatsinainy 07 Decembra 2015 : Egg collection Mazava hoany fa narahiko daholo reo torimarika natorony ilay mpampivelona ahy alohany hatongana tao amin’ilay clinic. 9 ora maraina : Tonga tao clinic mialoha izahay mivady, teo amin’ny efitrano fiandrasana izahay no nandro ,tsy tafapetraka mihitsiny aho fa nintsangana nivezivezy (tsara ihany mba zahay mivady irery no tao). … More Egg Collection : Finjinjana ny atody

Tratry fety Reny e!

Alahady 31 May 2015 Miarahaba antsika rehetra e! fa indrindra zay Reny rehetra sy zay mbola ho Reny sy hoan’izay maniry ho Reny amin’ity andro fety androany ty,ka mirary tontolo ‘andro mahafinaritra hoantsika rehetra. Zay ndray zaho fo tafaverina hanohy resaka fa tsy dia manana vaovao haroso loatra,ka lasa mangingina ny blog,misy manontany ahy ao … More Tratry fety Reny e!

Valin’ny SSA – vaovao tsara

Anio 27 Avril 2015 Ny 9 decembra maraina izahay no nanao an’ilay SSA,ary araka ny lazain’ny ilay mpitsambo mpanany dia tolakandro io ihany hafatarana valiny. (Afaka vakianao eto ny fizotran’ilay SSA) Nony tonga tolakandro ilay 9 decembra, dia tsy tafapetraka intsony aho,zara aza aho raha nisakafo atoandro tamin’io andro io,otrany naharary tampoka ahy mihitsy ny kiboko,tebiteby zany … More Valin’ny SSA – vaovao tsara